
Tsy maintsy atomboka eny an-tanety ny fiarovana ny ranomasina
Mila fankatoavana ara-dalàna ny trano sy ny tany nentim-paharazana ny mponina amorontsiraka raha te-hiaro ny ranomasina, hoy i Daniel Aguirre avy amin'ny Blue Ventures. Ity lahatsoratra ity dia

