Taona niavaka iray hafa ho an'ny Blue Ventures ny taona 2017, noho izany dia nanangona zava-nisongadina vitsivitsy izahay:
2017 – Fizarana, fianarana, fitomboana
Ireo zava-bita ireo dia noho ny fanohanan'ireo namanay, mpiara-miombon'antoka ary olona an'arivony toa anao izay mitovy vina aminay.





