Tamin'ny taona 2018 dia nanatri-maso bebe kokoa noho ny hatramin'izay ny mety hisian'ny fiaraha-miasa, ny tambajotra ary ny fifanakalozam-pianarana amin'ny fananganana fifandraisana sy ny fitaomam-panahy amin'ny fiarovana an-dranomasina tarihin'ny eto an-toerana, noho izany dia nanambatra ireo hevi-dehibe izahay.
2018 – Manorina fifandraisana ho amin’ny fiovana maharitra
Ny zava-bita niavaka tamin'ity taona ity dia tsy azo tanterahina raha tsy noho ny fanohanan'ireo namanay, mpiara-miasa aminay ary olona an'arivony toa anareo, izay maro amin'izy ireo no niaraka taminay tamin'ireo tetikasanay maneran- tany, ary mizara ny vinantsika.





