Taorian'ny fiaraha-miasa tamin'ireo vondrom-piarahamonina ao amin'ny helodranon'i Tsimipaika mba hahazoana fahombiazana amin'ny fitantanana ny ala honko maherin'ny 6,000 ha, dia mamerina sy mampifanaraka ny zavatra nianarany tamin'ny iraka farany nataony tany amin'ny helodranon'i Mahajamba i Zo Andriamahenina.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fanorenana ny fitantanan-draharaham-piarahamonina: fampifanarahana ny lesona nianarana tany avaratrandrefan’i Madagasikara (fizarana 1)