Ny ranomasina manodidina an'i Kaomoro no loharanon'ny fiveloman'i Bahati Anli, ary maro tahaka azy any Kaomoro. Avy amin'ny vondrom-piarahamonina mpanjono izy ary anisan'ny Maecha Bora, fikambanan'ny mpanjono vehivavy rehetra izay mitarika ezaka amin'ny fiarovana. Rahoviana […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Kaomoro mankany Kenya: Fizahan-tany hianarana avy amin'ireo mpanjono namany any Kenya