Mongabay.com dia mitatitra ny asan'ny Blue Ventures nahazo ny loka Skoll ao amin'ny lahatsoratra “Nahazo ny loka ambony indrindra amin'ny fandraharahana ara-tsosialy ny fandraisana andraikitra ara-piarahamonina vaovao momba ny jono”.
Fiaraha-monina vaovao #fanjonoana @blueventures fandraisana an-tanana Fandresena
@skollfoundation loka
http://t.co/OuVAPrLBAv #SkollWF
— Mongabay (@mongabay) Aprily 14, 2015