Taylor Mayol avy amin'ny BV dia manoratra momba ireo toeram-pambolena fiompiana voatanisa ao an-toerana izay nanomboka nitsimoka eny amin'ny helodrano marivo manodidina ny faritry ny ranomasina Velondriake eo an-toerana, ary mampiditra ny fiompiana kôkômbra maharitra amin'ny tontolo iainana ho loharanom-bola tsotra ho an'ny vahoaka Vezo eto Madagasikara.
“Tsy tantara mampihoron-koditra hafa momba ny fanalana ny ranomasina mba hanomezana fahafaham-po ny filan'ny olombelona fotsiny ity. Misy tsirim-panantenana vaovao ho an’ny kôkômbra sy ny vondrom-piarahamonina Vezo”.
Vakio ny bilaogy National Geographic feno: Fiompiana kôkômbra eto Madagasikara ho fanantenana ara-toekarena sy fiarovana