Amin'ny fiaraha-miasa amin'ny fampiasana ny fomba fiasa PHE, ny Safari Doctors sy ny Northern Rangeland Trust dia mikasa ny hampitombo ny fiantraikany amin'ny vondrom-piarahamonina mitoka-monina any Kenya.
Vakio ny lahatsoratra feno: Ny fiofanana PHE dia mampivondrona mpiara-miombon'antoka vaovao ao amin'ny Vondronosy Lamu