Ireo mpanjono horita ao amin'ny Valan-javaboarin'i Mohéli ao Kaomoro dia mankalaza ny fanokafana indray ny jono ary ny mpiasan'ny valan-javaboary no mitarika ny fanaraha-maso ny hazandrano voalohany.
Vakio ny lahatsoratra feno: Ny fanaraha-maso ny fisamborana dia tsy momba ny angona fotsiny, fa fomba iray handraisana anjara amin'ny vondrom-piarahamonina manontolo