Ny toe-javatra Taloha dia mora ho an'ny vondrom-piarahamonina mpanjono any amin'ny morontsirak'i Kenya ny fahafantarana hoe rahoviana no hiova ny fizaran-taona, ho miakatra ny rivotra, ary ho azo antoka ny fidirana amin'ny ranomasina satria milamina kokoa ny toetr'andro. […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Fitantanana mifototra amin’ny fiaraha-monina: Fanilo fanantenana ho an’ny jono maharitra