Vehivavy amin'ny jono 8: Nurain Lapolo no tale vehivavy voalohany ao amin'ny Japesda, fikambanana mifototra amin'ny vondrom-piarahamonina izay miara-miasa amin'ireo vondrom-piarahamonina mpanjono madinika any Gorontalo sy Sulawesi Afovoany, Indonezia.