Tamin'ny taon-dasa, nanatona ny COMRED mpiara-miombon'antoka taminay ireo vondrom-piarahamonina ao amin'ny faritr'i Kwale ao Kenya mba hanontany ny fomba ahafahan'izy ireo mampitombo ny fandraisana anjara eo an-toerana amin'ny ezaka fiarovana amin'ny fitantanana ny jono amorontsiraka. Mirefy 250km eo ho eo ny morontsirak'i Kwale ary mizara ho fikambanana 20 eo an-toerana mpitantana ny jono. […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Ny vondrom-piarahamonina Kenyana dia nanandrana 'fampindramam-bola manga' mifandraika amin'ny fiarovana an-dranomasina





