
Fiarovana ny zo: Nahoana no zava-dehibe i Tara Bandu amin'ny jono, sakafo ary fivelomana
Bernardete da Fonseca, Talem-paritry ny Blue Ventures miasa ho an'ny Azia Pasifika, dia manazava ny antony mahatonga ny fomba amam-panao ho fanalahidin'ny fiainana miroborobo ao amin'ny vondrom-piarahamonina amorontsiraka ao Timor-Leste.




























