
Huffington Post: Ny fomba anomezan'ny modely 'Avon' ny vehivavy 'hanentana ny fanovana' eto Madagasikara
Ny fandaharan'asan'ny Blue Ventures momba ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamonina dia manofana ny vehivavy ao amin'ny morontsirak'i Madagasikara ho mpandraharaha ara-tsosialy 'tahaka an'i Avon', manolotra karazana fanabeazana aizana mora vidy any an-tanànany. Lahatsoratra nasongadina tao amin'ny Huffington Post.