
Bilaogy: Fanofanana ireo mpampiofana: manangana fahaiza-manao ho an'ny fikajiana eo an-toerana ao Mozambika
Niara-niasa tamin'ny mpiara-miombon'antoka AMA sy CORDIO, ary ao anatin'ny tetikasa Our Sea Our Life, Blue Ventures vao haingana no nampiantrano atrikasa fanofanana ho an'ireo teknisianina vohitra ao amin'ny faritanin'i Cabo Delgado any Mozambika.