Faritra vaovao ho an'ny trano fandraisam-bahiny eto Madagasikara
Nihaona tamin’ny minisiteran’ny Fizahantany eto Antananarivo ny solontenan’ny fikambanan’ny trano fandraisam-bahiny Andavadoaka mba hanamafisana ny maodely vaovao ho an’ny fizahantany tompon’andraikitra.