Ny vondronosy Barren Isles dia nahazo fankasitrahana noho ny maha zava-dehibe azy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena momba ny zavamananaina
Vao tsy ela akory izay no notendren’ny Governemanta Madagasikara ho faritra mando manan-danja iraisam-pirenena ny vondronosy Barren Islands, araka ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny faritra mando.