
Bilaogy: Inona no lesona momba ny fiarovana eran-tany azo ianarana avy amin'i Madagasikara?
Ao amin'ny bilaogy amin'ity herinandro ity dia mampita ny mic ho an'ny manam-pahaizana manerantany momba ny fiarovana an-dranomasina, ny Profesora Dan Laffoley ao amin'ny IUCN, izay nitsidika ny fandaharantsika teto Madagasikara tamin'ny fiandohan'ity taona ity.