
Nanamarika ny andro maneran-tany ho an’ny SIDA ny Safidy sy ny mpiara-miombon’antoka tamin’ny hetsika fanentanana iray herinandro
Nanamarika ny Andro eran-tany ho an'ny SIDA ny Safidy, fandaharan'asan'ny Blue Ventures momba ny fahasalaman'ny fiaraha-monina, tamin'ny alalan'ny fanokafana fandaharanasa fanentanana maharitra herinandro miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka ara-pahasalamana eto Madagasikara.