
Reef Resilience Network: tantsaha an-dranomasina
Ny fanadihadiana vao haingana navoakan'ny Reef Resilience Network dia mamaritra ny hetsika fiompiana kôkômbra an'ny Blue Ventures any atsimo andrefan'i Madagasikara, ary miresaka momba ny fahombiazana sy ny lesona fototra nianarana.