
Bilaogy: Ao anaty sambo iray ihany: mampiditra ny fiarovana sy ny fahasalamana ao Kaledupa
Nisy atrikasa nokarakarain'ny fikambanana mpiara-miombon'antoka Forkani vao haingana izay mikendry ny hampiroborobo ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena eo amin'ireo vondrona ara-pahasalamana sy mpiaro ny tontolo iainana ao Kaledupa.



























