Manoloana ny lazan'ny valan-javaboahary Marojejy any avaratratsinanan'i Madagasikara, dokotera sy mpiaro ny tontolo iainana. Na dia avy amin'ny fiaviana tena samy hafa aza, ny valin-tenin'izy ireo manoloana ny fanamby ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana atrehin'ny vondrom-piarahamonina mpiara-miasa aminy dia mahagaga…
Taorian'ny fihaonam-be, Teraka eto Madagasikara ny fandaharanasa vaovao momba ny mponina-fahasalamana-tontolo iainana, nataon'i Dr Vik Mohan an'ny BV tao amin'ny bilaogy New Security Beat an'ny Wilson Center