Teo am-pivoahana tamin’ny lalana mikitoantoana mihazo an’Ambolobozobe any amin’ny faritra avaratra atsinanan’i Madagasikara, dia nisy ny fiandrasana. Hihaona amin’ireo vondrom-piarahamonina amoron-tsiraka izay mitantana am-pahombiazana ny Faritra An-dranomasina (LMMA) maro […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Mandray ny LMMA – hetsika tsy misy fitiavan-tena ho fiarovana ny taranaka any amorontsiraka ho avy





