Ny asantsika any amin'ny Nosy Barren dia aseho ao amin'ny lahatsoratra iray ao amin'ny Gazety L'Express Madagascar.
Nanome ny fanohanany ny asan’ny Blue Ventures any Maintirano sy ny Nosy Barren ny minisitry ny Jono sy ny Harena an-dranomasina vaovao, ary nanohana ny fananganana faritra arovana vaovao manodidina ireo nosy. Ireo nosy izay manana ny zava-manan'aina avo indrindra hita any amin'ny haran-dranomasina na aiza na aiza eto Madagasikara, dia eo an-dalam-pametrahana azy ireo ho faritra an-dranomasina (LMMA).