Fianakaviamben'ny mpanjono roa ao amin'ny vondronosy Barren Islands any andrefan'i Madagasikara no nanakatona ny ampahan'ny toeram-panjonoana horita nandritra ny roa volana. Mendrika ve ny niandry? Caroline Holo no mitantara ny tantara feno hatramin'ny andro fanokafana
Vakio ny lahatsoratra feno: Andro fanokafana any amin'ny Nosy Barren