Namorona ny BBC ity video fohy ity momba ny fepetra voalohany amin'ny fitantanana ny jono notarihan'ny Blue Ventures any atsimo andrefan'i Madagasikara sy ny fomba nanentanany ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka hafa handray anjara amin'ny fiarovana an-dranomasina sy hanorina indray ny jono mafana.