Mitatitra ho an'ny From Our Own Correspondent ao amin'ny BBC Radio 4 i Hannah McNeish momba ny ranom-boasary mafana, rom iray manontolo ary fifohana sigara tsy tapaka - izay samy anisan'ny fiainana andavanandron'ireo mpanjono sy vehivavy eto Madagasikara izay nampiasa teknika fiarovana vaovao tamin'ny fomban-drazana efa hatry ny ela.





