Nisy vondrona mpilatsaka an-tsitrapo Blue Ventures nitsidika ny tanànan'i Tampolove any atsimo andrefan'i Madagasikara mba hianatra momba ny hetsika fiompiana trondro maharitra any.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fiatrehana fiompiana trondro: mitsidika ny toeram-piompiana kôkômbra ao Tampolove