Eo am-pankalazana ny telo ambin'ny folo taona nanohanana ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamonina, ny ekipan'ny Safidy dia manohy maneho ny fanoloran-tenany tsy an-kijanona eo am-piatrehana ny valan'aretina COVID-19.
Vakio ny lahatsoratra feno: Avy amin'ny fahasalamana ara-pananahana ka hatramin'ny COVID-19: telo ambin'ny folo taona namaliana ny filàn'ny fiaraha-monina momba ny fahasalamana





