Nisy atrikasa nokarakarain'ny fikambanana mpiara-miombon'antoka Forkani vao haingana izay mikendry ny hampiroborobo ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena eo amin'ireo vondrona ara-pahasalamana sy mpiaro ny tontolo iainana ao Kaledupa.
Vakio ny lahatsoratra feno: Ao anaty sambo iray ihany izy rehetra: mampiditra ny fiarovana sy ny fahasalamana ao Kaledupa