Satria miatrika faneriterena mbola tsy nisy toy izany ny jono, ny vondrom-piarahamonina amorontsiraka dia mitady tombontsoa ara-toekarena ankoatra ny jono. Ny tanànan'Ambiky sy Ambolobozo dia namaly tamin'ny tetik'asa momba ny fambolena sy fiompiana vaovao mampanantena: fiompiana kôkômbra.
Vakio ny lahatsoratra feno: Dingadigana: Un alternative livelihood opportunity in Northwest Madagascar