Nandritra ny telo taona, ny Blue Ventures dia niara-niasa tamin'ireo mpiara-miombon'antoka sy vondrom-piarahamonina ao amin'ny helodranon'i Tsimipaika, avaratra andrefan'i Madagasikara, mba hamolavola drafitrasa fitantanana ny jono vaovao, mitambatra ary mifanaraka amin'izany.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fitantanana ny jono miasa ho an'ny rehetra