Niala tany avaratrandrefan'i Madagasikara i Zo Andriamahenina ho any Sunnyvale, Kalifornia, hanatrika ny Fihaonambe Geo for Good User an'ny Google ary hianatra bebe kokoa momba ny fomba ahafahan'ny fitaovan'ny Google manampy amin'ny fitantanana ny harena voajanahary.
Vakio ny lahatsoratra feno: Geo for Good: avy any Ambanja mankany Sunnyvale