Mitsidika tsy tapaka ireo tanàna manamorona ny morontsiraka Atsimo Andrefan’i Madagasikara ny Assistant Data Management an’ny Blue Ventures, Herizo Rafanomezantsoa, mba hahazoana antoka fa manana izay rehetra ilain’ny mpanangom-baovao mba hanara-maso tsara ny jono horita.
Vakio ny lahatsoratra feno: Ny iraka ampanaovina an'i Herizo: manohana ireo mpanangona angon-drakitra ho an'ny vondrom-piarahamonina any Atsimo Andrefan'i Madagasikara





