Ho an'ireo vondrom-piarahamonina mpanjono madinika monina any amin'ny faritra lavitra eto Madagasikara, ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra dia sakana mahazatra amin'ny fitantanana ny haren-dranomasina voajanahary.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fanondrahana ho an'ny fanovana: fianarana mamaky teny sy manoratra ao amin'ny helodranon'i Mahajamba