Miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka aminay, dia mihetsiketsika manerana an'izao tontolo izao izahay hanampy amin'ny fanohanana ny ezaka fiarovana tarihin'ny eto an-toerana manoloana ny krizy ankehitriny, amin'ny fiarovana ny fanjarian-tsakafo sy ny fiveloman'ny vondrom-piarahamonina amorontsiraka amin'izao fotoan-tsarotra izao.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mankany amin'ny faharetana: mamaly ny fahatairana ara-toekarena vokatry ny krizy COVID-19





