Any Timor-Leste, ny fizahan-tany ara-tontolo iainana dia varotra mitombo ary manome fahafahana ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka hanatsara ny fivelomany. Ao amin'ny vondrom-piarahamonina Beto Tasi dia misy fianakaviana vaovao manokatra ny varavaran'ny trano fandraisam-bahiny.
Vakio ny lahatsoratra feno: Manomboka amin’ny mpanjono madinika ka hatramin’ny mpandraharaha ara-tontolo iainana