Pramasty Ayu Koesdinar, mpandrindra fandaharana ao amin'ny AKAR Foundation, dia mizara ny tantarany momba ny fihaonany tamin'i Maryana, vady, reny ary mpanjono horita avy any Indonezia.
Vakio ny lahatsoratra feno: Maryana sy ireo vehivavy mpanjono horita ao amin'ny tanànan'i Merpas