Hihaona amin'ireo mpamorona malagasy mampiasa ny herin'ny mozika sy ny sarimihetsika mba hanairana ny saina momba ny COVID-19 any amin'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka sarotra tratrarina.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fiatrehana ny valan'aretina manerantany, fanamarihana iray isaky ny mandeha





