Manerana ny ranomasimbe eran'izao tontolo izao, dia an'arivony kilometatra toradroa ny Faritra Arovana an-dranomasina (MPA), saingy mbola eo an-dalam-pandrosoana ny fiantohana ny fitantanana mahomby azy ireo.
Vakio ny lahatsoratra feno: Miara-mianatra sy mitombo: mila ny rehetra ny fanatsarana ny fahombiazan'ny MPA





