“Raha maty aho anio na rahampitso dia tsy misy dikany izany. Tsy manenina aho. Ity faritra arovana ity dia natao ho an'ny fitohizan'ny fiainan'ny zanako sy ny zanany. Ataoko ho tombontsoan’ny olona maro izany.”
Vakio ny lahatsoratra feno: Hihaona amin'ny 'Monster of Bahoi'





