Amin'ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Fahasalamana dia maneho fankasitrahana ny mpiasan'ny fahasalamana, ny ekipan'ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamoninay ary ny fianakavian'ny Blue Ventures izahay tamin'ny fiaraha-miasa tamin'ny famaliana ity krizy ity.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mihoatra noho ny fiarovana: mamaly ny filan'ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamonina mandritra ny valan'aretina COVID-19





