Sambany teo amin’ny fiainany no nandao ny faritra atsimoandrefan’i Madagasikara i Aina Celéstin mba hanatrika fisintahana fanofanana tany Andasibe niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny ekipan’ny ala manga.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fijerena ny sary lehibe: toeram-pialan-tsasatra any amin'ny ala manga ao Andasibe





