Rehefa avy nanao dia dimy andro avy any Maintirano i Toalidy dia nandany iray volana niaraka tamin'ny ekipan'ny Safidy Blue Ventures tao Andavadoaka nianatra fomba vaovao hanohanana ireo vondrom-piarahamonina lavitra morontsiraka.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fitsidihana an'i Andavadoaka: fifanakalozana fianarana momba ny fahasalamana eo amin'ny fiaraha-monina





