Hihaona amin'ireo mpamokatra kitay ao Ambanja izay mitahiry ny ala honko any avaratra andrefan'i Madagasikara amin'ny alalan'ny fambolen-kazo salohy volontsôkôlà mba hamokarana saribao maharitra ho sakafo.
Vakio ny lahatsoratra feno: Ny fikatsahana saribao maharitra