Rehefa mitsahatra ny indostrian'ny fizahan-tany, dia mbola iharan'ny fanerena bebe kokoa ny jono madinika any Kenya. Agatha Ogada, teknisianina mpanohana ny mpiara-miasa ao amin'ny Blue Ventures any Kenya, dia mampita ny resadresaka an-telefaona amin'ireo mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina rehefa mitantara ny zava-mitranga.
Vakio ny lahatsoratra feno: Ny fomba fijerin'ny vondrom-piarahamonina: ny fiantraikan'ny COVID-19 amin'ny fiainan'ny olona amorontsiraka any Kenya