Ny vondrom-piarahamonina voalohany nitarika ny fanakatonana ny jono horita vonjimaika ao Wakatobi dia nosokafana indray tamin'ny 2 Septambra tamin'ny lanonana sy fankalazana.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mankalaza ny dingana lehibe amin'ny fitantanana ny jono ny vondrom-piarahamonina Darawa





