Ankizy 35 no nitsidika ny biraon'ny Blue Venture tao Sarteneja vao haingana mba hamorona zavakanto miompana amin'ny ranomasina ary hianatra momba ny ezaka fiarovana any Belize.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mianatra momba ny fiarovana an-dranomasina amin'ny alalan'ny zavakanto ny zanak'i Sarteneja