Jemima Gomes no vehivavy mpitsikilo voalohany tao amin'ny Nosy Ataúro, ary misolovava ny fiarovana an-dranomasina ao amin'ny vondrom-piarahamoniny izy ankehitriny.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fiovan'ny ranomasina: Ny vehivavy voalohany antsitrika an'i Ataúro dia manome ny feony amin'ny ezaka fiarovana an-dranomasina