Tamin'ny alalan'ny teknika fanjonoana nentim-paharazana antsoina hoe 'jarifa', ny fikambanan'ny vondrom-piarahamonina ao Velondriake, atsimo andrefan'i Madagasikara, dia nanitatra ny tahirin-dranomasina mba hiarovana ny ho aviny.
Vakio ny lahatsoratra feno: Siansa sy fomban-drazana: fanitarana ny faritra tsy azo raisina ao Velondriake amin'ny alalan'ny hetsika tarihin'ny fokonolona